Entrée | 1 voro-damba |
Mots élémentaires | 2 vorotra, lamba |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina |
Explications en anglais |
5 [1.7] rags |
Explications en français |
6 [1.3] haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes 7 [1.8] chiffons |
Exemples |
8 voasesika vorodamba ny vavany tsy hahazo-miantsoantso; [2.587#] 9 nandramana ny jiro solitany amin' ny lahiny vorodamba; [2.285#] 10 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot voro-damba |
Mis à jour le 2024/12/07 |