Entrée (1/2) | 1 mamody |
Radical | 2 vody |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto |
Explications en anglais |
5 [1.2] to return the thing bought. |
Explications en français |
6 [1.3] produire des bulbes, des tubercules |
Exemples |
7 ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#] 8 Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina? [2.69#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mamody |
Entrée (2/2) | 14 mamody |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Tambahoaka]
manakatona |
Mis à jour le 2024/12/11 |