Entrée (1/2) | 1 manakatona |
Radical | 2 katona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to close a door, etc |
Explications en français |
6 [1.8] fermer une porte, etc |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 manakatòna |
Radical | 12 katona |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manakatona [Liste complète] |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |