|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamana
Radical  2  fana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tambahoaka] mikotrika atody
5  [1.1] Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka
Manafana: Mamana tanana amin' ny afo
Explications en anglais  6  [1.2] to make warm.
7  [1.7] to heat
Explications en français  8  [1.8, 1.405] chauffer
Exemples  9  Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa. [2.470#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  mamanà
Radical  15  fana
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mamana [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21