|
|
|
|

Entrée lia
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10]
  [Bara] Dia [1.78]
  [Tanosy] Dia, dy [1.78]

Entrée lia
Partie du discours Non spécifié
Explications en malgache Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10]
 Niavian' ny hoe malia [1.1]
Dérivés 

Entrée lia
Partie du discours nom
Explications en malgache Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10]

Entrée Lià
unkLabel:: 
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Lià [2.996]
 Leah [2.996]
Explications en français Léa [2.996]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes Lea
Mots élémentaires 
unkLabel:: 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
 
Ouvrages littéraires  ^2.996=Lià`
Catalogue Madagascar 
Citations 
Proverbes 
Citations bibliques 

Mis à jour le 2023/05/15