|
|
|
|

Entrée1  malia
Radical  2  lia
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mora tapaka na vaky: Volotara malia
5  [1.78] [Taisaka, Bara] matahotra
6  [1.78] [Tanala] kanosa, saro-tahotra, kabaosy
7  [1.78] [Taisaka] kamo
Exemples  8  Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436#]
9  Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#]
Analogues  10  marefo, makiana.
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21