|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lemaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Marin-tampona: Tany lemaka
Explications en français  4  [1.3] plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique)
Exemples  5  Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472]
6  Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (2/4)16  lemaka
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  [1.1] Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay
19  [1.13] velaran-tany mitovitovy tantana
Explications en anglais  20  [1.7] flat land
Explications en français  21  [1.3] terrain plat, plaine
22  [1.8] terrain plat
23  [1.13] plaine
Exemples  24  Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5]
Vocabulaire  25  Géographie: (en général)
Morphologie 
26  Simple :
27  Préfixée :
Analogues  28  tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha
Mots composés 

Entrée (3/4)31  lemaka
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  [1.13] velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka
Explications en français  34  [1.13] plan
Vocabulaire  35  Mathématiques: géométrie
Mots composés 

Entrée (4/4)52  Lemaka
Mots élémentaires  53  lemaka
Partie du discours  54  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  55  Géographie: agglomérations

Anagrammes  56 

Mis à jour le 2025/01/21