|
|
|
|

Entrée1  lavabary
Mots élémentaires  2  lavaka, vary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Bezanozano] sompitra
Explications en anglais  5  [1.2][lava-bary] a rice-pit. In Imerina rice is usually stored in circular pits 8 to 10 ft. deep
6  [1.7] a pit for storing rice
Explications en français  7  [1.3][lava-bary] trou creusé dans la terre pour y conserver le riz
8  [1.8] fosse dans la terre pour conserver le riz; grenier
9  [1.196] silo souterrain pour le riz
Exemples  10  Ny Asabotsy dia fanaovana lavabary ary mahery vintana. [1.381#]
11  Ary teo amoron-dalana nisy lavabary, tsy misy vary intsony, sady tsy nirakotra. [2.59#]
12  Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#]

Mis à jour le 2024/12/28