|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kisendrasendra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra tonga tampoka tsy nampoizina: Tsy nianatra izy nandritra ny taon fa miandry ny kisendrasendra, hono, izy amin' ny fanadinana
4  [1.13] fifanandrifian-javatra
Explications en français  5  [1.13] hasard
Exemples  6  [1.38] izay misy finoana ny vintana sy ny kisendrasendra.
Radical  7  sendrasendra
Analogues  8  vintana, kinanga, kitano, kitanotano, kendry tohina, kitoatoa, tsy nahinahy, tsy tohatohatra, tsy nampoizina

Entrée (2/2)9  kisendrasendra
Partie du discours  10  adverbe [Liste complète]
Explications en français  11  [1.5] par pur hasard, accidentellement
Exemples  12  [2.470] Voan-kabaro iray no latsaka tery an-tsisim-boly ka naniry kisendrasendra.
Radical  13  sendrasendra

Mis à jour le 2024/12/10