Entrée | 1 kaodikaody |
Radical | 2 kaody |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora |
Explications en anglais |
5 [1.7] shy, timid, wild |
Explications en français |
6 [1.8] méfiant, sauvage, craintif |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 kaody |
Analogues | 12 haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot kaodikaody |
Mis à jour le 2025/01/21 |