|
|
|
|

Entrée1  marimarika
Radical  2  marika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy
Explications en anglais  5  [1.2] suspicious, mistrustful
Exemples  6  Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina. [2.296#]
Analogues  7  maodimaody

Mis à jour le 2024/12/11