|
|
|
|

Entrée1  maodimaody
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko
Explications en anglais  4  [1.7] suspicious, apprehensive
Explications en français  5  [1.8] soupçonneux, méfiant
Radical  6  maody
Dérivés 
7  Adjectifs :
Synonymes  8  maody

Mis à jour le 2025/01/21