Entrée | ikalaadala > Ikaladala | |
Mots élémentaires | Ikala ; adala | |
Partie du discours | nom proverbial | |
Explications en malgache | [ Ikalaadala ] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny
ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na
mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo! Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [1.10] | |
Explications en français | Cette imbécile [1.3] | |
Cette sotte [2.415] | ||
Exemples | Tandremo anefa sao manao volin' Ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny.
[2.332] | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot Ikaladala | |