|
|
|
|

Entrée1  haron-doa-body
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona
Explications en anglais  4  [1.7] (literally a basket with a hole in it), a wasteful person
Explications en français  5  [1.8] (littéralement et figuré) panier percé
Mots élémentaires  6  harona, loa-body
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07