Entrée harona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
Explications en anglais The act ot putting the hand into something [1.7]
Explications en français Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3]
 Action de fouiller de la main [1.8]
Morphologie 
Simple : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Préfixée : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Dérivés 

Entrée harona
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
Explications en anglais A medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
 A round basket without handles [1.7]
Explications en français Corbeille ronde sans anse [1.3, 1.8]
 Nom générique des corbeilles [1.3]
 Corbeille [1.8]
Exemples 
1Ento mody ny angady sy ny harona [2.528]
2Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587]
3ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Morphologie 
Simple : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Préfixée : -karona, -karoko, -karonao, -karony, -karontsika, -karonay, -karonareo, -karon', -karon-, -karom-, -karo-
Mots composés 
Proverbes 
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/02/18