Entrée | 1 haronina |
Radical | 2 harona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate. [1.2] |
Explications en français |
6 Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main [1.3#222] |
Exemples |
7 Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina." [2.69#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot haronina |
Anagrammes | 14 haronina, rahonina, rohanina, ronahina |
Mis à jour le 2024/02/19 |