|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangarona
Radical  2  harona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io
5  Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava
6  Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana
7  Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa
8  Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1]
Explications en anglais  9  to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2]
10  to snatch with the hand [1.7]
Explications en français  11  Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3]
12  fouiller avec la main [1.8]
Exemples  13  ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)24  mangaròna
Radical  25  harona
Partie du discours  26  impératif du verbe actif mangarona [Liste complète]
Explications en malgache  27  [1.1]

Anagrammes  28  amangoran, amongaran, angaronam, manarango, Mangarano, mangarona, mangaròna, namangora, namarango, namongara, nangaroam, ranomanga

Mis à jour le 2024/02/19