Entrée (1/3) | 1 haja |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana |
Explications en anglais |
4 [1.2] honour, respect, regard, reverence. See asy. 5 [1.7] respect, honor |
Explications en français |
6 [1.3] respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée) 7 [1.8] respect, honneur 8 [1.196] honneur, considération |
Exemples |
9 Raiso, Tompoko, ny haja atolotro anao. [2.270] 10 Very haja ny tenany fa lany izato harenany/ [2.720] |
Vocabulaire |
11 Emotions |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 29 Haja iombonana (Ny Avana) |
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot haja |
Entrée (2/3) | 31 haja |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache |
33 [1.78] [Bara]
izay noharina, harena |
Synonymes | 34 hajahaja |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 37 haja |
Partie du discours | 38 nom |
Explications en malgache |
39 [1.353#62] [Bara]
vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) |
Explications en français |
40 [1.196] C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties [Betsileo]
|
Mis à jour le 2025/01/21 |