|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanaja
Radical  2  haja
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manaja, manome voninahitra
Azo hajaina, tokony hohajaina: Fanaja ny volo fotsy, rankizy
Explications en français  5  [1.3#207] Qu’on doit honorer, honorable, la manière d’honorer
Exemples  6  Raha mba fanaja ihany ny zanakay fa olona, efa manana ny fomba niraisana ela isika raha hanala dika fahadisoana vita, dia io Fafy nangatahina teo io. [2.245#]
7  Na inona na inona aloha zavatra mikasika ny fiainana, ny isam-pirenena na isam-paritany samy manana ny fomba amam-panaony, izay fanaja raha mbola mihevi-tena ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay manao sy raha mbola heverina ho olona koa ilay anaovana. [2.472#]

Entrée (2/2)8  fañaja
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.78] [Tanosy] rakitra, fananana

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21