Entrée (1/3) | 1 fananana |
Radical | 2 anana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana...; harena 5 [1.13] harena noharin'ny tena na nolovaina |
Explications en anglais |
6 [1.2, 1.7] Possessions, property |
Explications en français |
7 [1.8] ce qu'on possède, propriété 8 [1.13] patrimoine, biens |
Exemples |
9 Kanety telo no mba fananana. [1.232#] 10 Tsy fananana va ny zanany maro? [2.270#] 11 Notoroan-tsy mba zaka è ka lany fananana! [2.69#] |
Mots composés |
|
Article |
23 Randzavola: fananana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/3) | 24 fananana |
Radical | 25 hana |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 [1.1] Fakana na fisamboram-bola misy zanany |
Entrée (3/3) | 28 fanañaña |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en malgache |
30 [1.78] [Taisaka]
hadisoam-panantenana |
Anagrammes | 31 |
Mis à jour le 2025/01/21 |