Entrée | 1 rakitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a treasure, a hoard. 5 [1.7] a hoard, a treasure; a collection in church |
Explications en français |
6 [1.8] accumulation, trésor; quête à l'église |
Exemples |
7 Ny variteloventy no fanao rakitra. [2.649#] 8 Koa moa tsy toy ireny atý amintsika ireny fa misy mbamin'ny tanty rakitra. [2.356#] 9 Ny tantara amin'izany no halahatra eto fa rakitra miafina tao am-pon' ireo razam-be nifandimby ireo izany. [1.353#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 29 Proverbes contenant le mot rakitra |
Anagrammes | 30 kitrara, rakatry, rakitra |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |