|
|
|
|

Entrée1  mirakitra
Radical  2  rakitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra
Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita
Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy
Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to preserve
6  [1.2] to keep, to hoard.
7  [1.7] to save up
Explications en français  8  [1.8] thésauriser, amasser; conserver
Exemples  9  mirakitra ny tantarako. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mirakitra

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21