|
|
|
|

Entrée (1/4)1  haba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona)
Explications en anglais  4  [1.2#216] a large silver ring worn as an ornament round the arms.
5  [1.7] a bracelet
Explications en français  6  [1.3] bracelet fait d'une seule pièce
7  [1.8] bracelet
Exemples  8  Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472]
9  Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
Mots composés 

Entrée (2/4)14  haba
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  [1.1] Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba)
Explications en anglais  17  [1.2] taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission.
Explications en français  18  [1.3] taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage

Entrée (3/4)19  haba
Partie du discours  20  nom
Explications en anglais  21  [1.2] [Provincial] for havana

Entrée (4/4)22  haba
Partie du discours  23  interjection [Liste complète]
Explications en anglais  24  [1.2] [Provincial] an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh
thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba
Explications en français  25  [1.19] [Tankarana] interjection, cri d'admiration qui prête à rire.
Dérivés 
26  Verbes passifs :

Anagrammes  27 

Mis à jour le 2025/01/21