Entrée | 1 arahaba |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba dia nitarika ny resaka ingahy Rabetrena Teny enti-milaza fiderana olona iray noho ny soa azony na zava-dehibe vitany: Nitoman-davana nanaraka ny arabe ny olona nanolotra ny arahaba an' ilay vao nahazo ny fahaleovan-tena ho an' ny Nosy |
Explications en anglais |
4 [1.2] salutation. [Ar. rahaba, to be made wide and spacious; Heb. rachab; Swa. marahaba, thanks, welcome.] 5 [1.7] a greeting; congratulations |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] salut, félicitations 7 [1.3] salutation |
Vocabulaire |
8 Etiquette |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot arahaba |
Mis à jour le 2025/01/21 |