|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanoharana
Radical  2  ohatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78] [Taimoro] fandrefesana, famarana
5  [1.1] Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino
Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany
6  [1.13] fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra
Explications en anglais  7  [1.2, 1.7] a parable
8  [1.2, 1.7] a comparison
9  [1.2] a measure, the means of measuring, a figure of speech
Explications en français  10  [1.8, 1.13] parabole
11  [1.8] comparaison
Exemples  12  Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996]
13  Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48]
14  na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470]
Mots composés 
Titres  16  Fanoharana (Rahidy Basilide)
Article  17  Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)18  fanoharana
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  [1.13] fanandramana
Explications en français  21  [1.13] essayage
Vocabulaire  22  Economie: vêtements
Mots composés 

Entrée (3/3)25  Fanoharana
Mots élémentaires  26  fanoharana
Partie du discours  27  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  28  Littérature: livres
Auteur  29  Rahidy Basilide

Anagrammes  30 

Mis à jour le 2025/01/21