|
|
|
|

Entrée1  fanandramana
Radical  2  andrana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany
5  [1.13] asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray
Explications en français  6  [1.3#39] l'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation
7  [1.13] expérience, expérimentation
Exemples  8  Ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499#]
9  Santatra sy fanandramana aloha no hatao; [2.356#]
10  Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana. [2.4#]
11  Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io. [2.643#]
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21