|
|
|
|

Entrée (1/2)1  dinitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  hatsembohana [1.1, 1.13]
4  fana [1.13]
Explications en anglais  5  sweat, perspiration. See linitra, tsemboka [1.2]
6  perspiration [1.7]
Explications en français  7  (diñitra) sueur. [Tankarana] [1.19]
8  sueur [1.8, 1.13]
Exemples  9  Nivoa-dinitra ny endriny. [2.499#47]
10  Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [2.48#251]
11  izany mitsoka sy mikopaka afon' arina avy mianatra: ny handrina feno dinitra, ny takolaka feno ranomaso. [2.285#165]
Vocabulaire  12  Biologie
Dérivés 
13  Verbes passifs :
14  Adjectifs :
Autres orthographes  15  di, dinitry
Mots composés 
Titres 

Entrée (2/2)19  Dinitra
Mots élémentaires  20  dinitra
Partie du discours  21  nom propre (titre de livre)
Vocabulaire  22  Littérature: livres
Auteur  23  Andriamanantena Georges
Editions  24  , 1973
Texte  25 

Anagrammes  26  Dinitra, dinitra, Dinitra, dinitra

Mis à jour le 2023/10/21