|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsemboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana")
Exemples  4  Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324]
Vocabulaire  5  Biologie
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Analogues  10  dinitra, dinitrombalahy, jijaka, jijika
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot tsemboka

Entrée (2/2)14  tsemboka
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  [1.1] Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony
Analogues  17  mivoadinitra, mivoajijaka, mivoajijika, ranoiray, vonto, tsembodratsy

Mis à jour le 2025/01/21