Entrée | 1 difotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary 4 Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita 5 Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly [1.1] |
Explications en anglais |
6 submerged, overwhelmed [1.2, 1.7] 7 deluged. See safotra, tondraka [1.2] |
Explications en français |
8 submergé, dépassé par [1.3, 1.8] 9 plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert [1.3] |
Exemples |
10 Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38] 11 difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 16 adifotr, adofitr, difotra, dofitra |
Mis à jour le 2020/07/31 |