Index |
|
|
|
Proverbes : difotra
|
|
|
Proverbe 1 | Tsy mety raha manao ombalahy manaka-drano : difotra mbamin' ny volon-doha. [2.415 #6329]
Tsy mety raha manao ombilahy manaka-drano : difotra mbamy ny volon-doha. [2.653]
Tsy mety raha manao ombilahy manaka-drano : difotra mbamin' ny volon-doha. [2.558 #4620]
|
Traduction française | Il ne convient pas de faire comme le taureau qui sonde la profondeur de l' eau : il disparaît sous l' eau jusqu' aux poils de la tête. [2.415 #6329]
|
Interprétation française | Se disait des gens qui s' exposent par une orgueilleuse témérité. [2.415 #6329]
|
|
|
Index |
|
|