Entrée | 1 ankina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina 4 Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1] 5 hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13] |
Explications en anglais |
6 [root] [1.2#53] |
Explications en français |
7 appui, soutien, charge, responsabilité [1.3#50] 8 axiome [1.13] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 16 akanin, ankany, ankina, kañina, kanina, kinana, nakain, nakany |
Mis à jour le 2023/06/01 |