Entrée | 1 fiankinana |
Radical | 2 ankina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#50] L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend |
Exemples |
6 Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296#] 7 Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643#] 8 Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270#] |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot fiankinana |
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |