Entrée (1/2) | 1 fanankinana |
Radical | 2 ankina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra atao tohan' ny zavatra hafa iray: Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy eto izahay |
Explications en anglais |
5 [1.2] [Rel. s. from manankina (ankina).] Anything on which another is made to lean or rest |
Exemples |
6 Ny fomba tsara indrindra mba hisorohana izany dia ny fanankinana ny ministera tsy misy ministra amina ministra mpisolo toerana efa mpikambana ao amin' ny Governemanta ankehitriny [4.27#] |
Entrée (2/2) | 7 fanankinana |
Radical | 8 ankina |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en anglais |
10 [1.2] A plant that used to be held by the owners of bulls in bull-fights with the idea that it would ensure victory. |
Explications en français |
11 [1.196] (de ankina : soutien, stimulant). Herbe indéterminée que les propriétaires de taureaux font absorber à leurs animaux avant le combat. On leur administre aussi, parfois, de la décoction du tsilaky. [Merina]
|
Vocabulaire |
12 Botanique: herbe 13 Religions, Croyances |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |