Entrée (1/3) | 1 miankina |
Radical | 2 ankina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra |
Explications en anglais |
5 [1.2] to recline on, to lean against to depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. |
Explications en français |
6 [1.3] s'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur) se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) |
Exemples |
7 Tsy niankina aminy irery anefa ny dia. [2.472] 8 ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony. [2.48] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 17 miankina |
Partie du discours | 18 verbe actif |
Explications en malgache |
19 [1.78] [Tanosy]
maty (raha olon-dehibe) |
Entrée (3/3) | 20 miankìna |
Radical | 21 ankina |
Partie du discours | 22 impératif du verbe actif miankina [Liste complète] |
Explications en malgache |
23 [1.1] |
Explications en français |
24 [1.3] |
Anagrammes | 25 |
Mis à jour le 2025/01/21 |