Entrée (1/2) | 1 manankina |
Radical | 2 ankina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 [1.2] to make to recline on, to place against to put under the care of another, as in poverty to prop or support one, used in this sense of persons on whom one reclines. |
Exemples |
5 Ravelojaona, mipetraka, toa maka saina, manankina ny sandriny roa eo amin' ny fipetrahan-tanan' ny sezabeny. [2.356#] 6 Sa kosa mifandray tendro amin' ireo "fatalistes" manankina ny fitondrantenany koa amin' ny lahatra efa voasoratra izy? [2.296#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 manankìna |
Radical | 12 ankina |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manankina [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 anankinam, manankìna, manankina |
Mis à jour le 2023/01/20 |