|
|
|
|

Entrée1  anatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny
Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao
Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] advice, admonition
5  [1.2] counsel, instruction, correction, reproof, rebuke
Explications en français  6  [1.8] conseil, admonition
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot anatra

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21