Entrée | 1 ampianarana |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en français |
4 [1.3#37] |
Exemples |
5 Toraka izany ihany koa ny mikasika ny fanovana ny boky ampianarana izay tsy ahitam-bokatsoa raha tsy dimy taona aty aoriana [4.27#2006/10/20] 6 Fotoana vitsivitsy isan-kerin' andro no ampianarana sekoly alahady ireo, nefa ny ray aman-dreniny kosa mampianatra azy andro aman' alina. [1.353#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 ampianarana, anampairana, anamparanay, pamarananay |
Mis à jour le 2023/01/20 |