Entrée (1/2) | 1 anarina |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha 5 Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa. / Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be advised, to be admonished [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on conseille qu'on réprimande [1.8] |
Exemples |
8 Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 añarina |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 sanga, tampony, tendrony [Taimoro]
[1.78] |
Anagrammes | 18 anairan, anarany, anarian, añarina, anarina, aniràna, anirana, aranany, aranina, ianaran, iaranan, nanaira, nanaria, naranay, nariana, nianara, niarana, rianana |
Mis à jour le 2023/01/21 |