Entrée | 1 mampianatra |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to teach |
Explications en français |
6 [1.8] enseigner |
Exemples |
7 Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. [2.332#] 8 Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27#] |
Vocabulaire |
9 Education |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |