|
|
|
|

Entrée1  akoralava
Mots élémentaires  2  akora, lava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany
Explications en anglais  5  [1.2] [lava, long.] A prolonged or continuous shout.
6  [1.7] prolonged or continuous shouting;
Explications en français  7  [1.8] acclamations sans fin
Exemples  8  akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587]
9  Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508#183]
10  akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643#103]
Autres orthographes  11  akoralava
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot akoralava

Mis à jour le 2024/12/12