Entrée | 1 afoy |
Radical | 2 foy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taisaka]
alana 5 [1.1] Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very |
Explications en anglais |
6 [1.2] to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead. 7 [1.7] to be given up |
Explications en français |
8 [1.3#180, 1.8] qu'on abandonne 9 [1.3#180] qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu |
Exemples |
10 Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana! [1.272] 11 Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245] |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot afoy |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |