|
|
|
|

Entrée1  afo
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Noms :
Explications en malgache  4  jiro, vain' afo [Betsimisaraka] [1.78]
5  Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [1.1]
Explications en anglais  6  fire
7  fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [1.2]
8  fire [1.7]
Explications en français  9  feu [1.3#7, 1.8]
10  fig. calamité [1.3]
11  lampe; braise [Betsimisaraka] [1.78]
Exemples  12  Maty ny afo tao am-patana. [2.470]
13  Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany. [2.472]
Morphologie 
14  Simple :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Toponymes 
Titres 
Proverbes  43  Proverbes contenant le mot afo
Article  44  Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  45  afo, fao-, ofa

Mis à jour le 2024/09/24