|
|
|
|

Entrée1  afa-po
Mots élémentaires  2  afaka, fo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana
leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny)
miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] satisfied
6  [1.2] satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo.
Explications en français  7  [1.8, 1.13] satisfait
8  [1.8] rassasié
9  [1.13] assouvi
Exemples  10  Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#]
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot afa-po

Mis à jour le 2024/12/07