Entrée | 1 afa-baràka |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 afa-boninahitra [Taisaka] [1.78]4 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao 5 Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory 6 Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] |
Explications en anglais | 7 disgraced, dishonoured [1.2]8 put to shame [1.7] |
Explications en français | 9 déshonoré [1.3, 1.8] |
Exemples |
10 Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62] |
Synonymes | 11 afa-pofona |
Autres orthographes | 12 afa |
Mots élémentaires | 13 afaka, baràka |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot afa-baràka |
Mis à jour le 2024/08/13 |