Entrée (1/7) | 1 baràka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Tanala]
voninahitra 4 [1.78] [Taisaka] hasina 5 [1.78] [Tanala] haja 6 [1.1, 1.62] voninahitra 7 [1.62] boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay |
Explications en anglais |
8 [1.2] honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] |
Explications en français |
9 [1.3] honneur, réputation 10 [1.82] [Taisaka] honneur |
Exemples |
11 Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1] |
Mots composés |
|
Entrée (2/7) | 17 baràka |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 [1.62] voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo |
Entrée (3/7) | 20 baraka |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 [1.13] elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana |
Explications en français |
23 [1.13] hymen |
Vocabulaire |
24 Biologie |
Synonymes | 25 sarom-pivaviana |
Mots composés |
|
Entrée (4/7) | 30 baraka |
Partie du discours | 31 nom |
Explications en malgache |
32 [1.78] [Betsimisaraka, Sihanaka]
henatra |
Dérivés |
|
Entrée (5/7) | 34 baraka |
Partie du discours | 35 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
36 [1.78] [Betsimisaraka]
hatramin' |
Mots composés |
|
Entrée (6/7) | 38 Baraka |
Partie du discours | 39 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
40 [2.996] Barak |
Explications en français |
41 [2.996] Baraq |
Exemples |
42 Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996] |
Vocabulaire |
43 Ecritures Saintes |
Citations bibliques | 44 Chapitres et versets citant Baraka |
Article |
45 Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly |
Entrée (7/7) | 46 Barakà |
Partie du discours | 47 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
48 [2.996] Berachah |
Explications en français |
49 [2.996] Beraka |
Vocabulaire |
50 Ecritures Saintes |
Synonymes | 51 beraka |
Citations bibliques | 52 Chapitres et versets citant Barakà |
Anagrammes | 53 |
Mis à jour le 2025/01/21 |