Entrée (1/2) | 1 adana |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Vocabulaire |
3 Emotions |
Explications en malgache |
4 Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra [1.1] |
Explications en anglais |
5 Slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2] 6 Slowness; hence, peace, happiness [1.7] |
Explications en français |
7 Lenteur [1.3, 1.8, 1.5] 8 Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5] 9 Démarche grave, abondance, paix [1.3] 10 Tranquillité, bonheur [1.8] |
Dérivés |
|
Analogues | 16 Anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana, hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana, fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po, fandriam-pahalemana, tsy fananana horohoro |
Toponymes |
|
Entrée (2/2) | 18 Adana |
Partie du discours | 19 nom propre (biblique) |
Vocabulaire |
20 Ecritures Saintes |
Explications en anglais |
21 Addan [2.996] |
Explications en français |
22 Addân [2.996] |
Exemples |
23 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996] |
Citations bibliques | 24 Chapitres et versets citant Adana |
Tableaux et planches |
25 Mots classés par parties du discours |
Mis à jour le 2024/09/10 |