|
|
|
|

Entrée (1/2)1  adona
Radical  2  dona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana
Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Entrée (2/2)9  Adona
Partie du discours  10  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  11  [2.996] Addan, Addon
Explications en français  12  [2.996] Addân, Addôn
Exemples  13  Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996]
Vocabulaire  14  Ecritures Saintes
Autres orthographes  15  adana
Citations bibliques  16  Chapitres et versets citant Adona
Article  17  Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21