|
|
|
|

Entrée1  abaribary
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Sokafana tsara
Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto
Explications en anglais  4  [1.2] to be made clear or bright
5  [1.7] to be made public, to be made known
Explications en français  6  [1.3, 1.8] qu'on écarquille
7  [1.3] à écarquiller
8  [1.8] qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle
Exemples  9  [2.470] Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery
10  [2.5] Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra.
11  [4.27] Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana.
Radical  12  baribary
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11