Entrée | 1 baribary |
Radical | 2 bary |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] mitovy hevitra amin' ny bary enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso |
Explications en anglais |
5 [1.2] large, full, well-made, clear, conspicuous 6 [1.7] open; evident, known |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] évident 8 [1.3] ouvert en grand 9 [1.8] grand ouvert |
Exemples |
10 Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895] 11 Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529] |
Dérivés |
|
Synonymes | 17 bary |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |