|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tafika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika
Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina
Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika
Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona!
Explications en anglais  4  [1.7] a war party; an army
Explications en français  5  [1.8] expédition guerrière; armée
Exemples  6  Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324]
7  Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472]
Vocabulaire  8  Militaire
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Noms :
13  Adverbes :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot tafika

Entrée (2/2)19  Tafika
Partie du discours  20  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Exemples  21  ary i tafika teo Ambohijanaka [2.48]
Vocabulaire  22  Religions, Croyances
Tableaux et planches  23  Les idoles anciennes

Anagrammes  24  afitak, atifak, fatika, fitaka, Tafika, tafika, tifaka

Mis à jour le 2023/08/11